Uncategorized

Ny plans d’architecture

Rehefa mahare isika hoe « plan » dia ny plans de niveaux no ao an-tsaintsika : plans izay tahaka ny trano hita tapaka mitsivalana avy eny ambony ka ahitana ny rindrina sy ny efitra ao anatiny.

Inona ny plans d’architecture ?

Ny plans d’architecte nefa dia fikambanana plans maromaro ; fanehoana an-tsary ny trano iray : na ny fandaminana na ny efitra ao anatiny, ny rindrina, ny varavarana, ny varavarakely… Ato amin’ny Trano 3D dia manatona anao mihitsy izahay ary manao plans atao tanana fotsiny izay ho alalininay avadika ho sary ara-teknika.

Plans

Ireo karazany

Ireo tsy maintsy hita ao anatin’ny plans d’architecte :

  • plan de niveau
  • plan de façade
  • plan de toiture
  • plan de masse
  • plan de coupe

Ireo no atolotry no plans atolotry ny Trano 3D ho anao.

Ny fenitry ny plans

Karazan’olona maro (ny mpanao devis, ny mpanao 3D, ny chef de chantier, ny firaisana, …) no hamaky ny plans noho izany dia tsy maintsy manaraka ny lalàna rehetra efa mipetraka momba ny sary ara-teknika ny plans : ny karazana tsipika, ny refy, ny habe, ny marika isan-karazany (symboles) …

Ny ilana ny plan d’archi

Rehefa manamboatra trano dia tsy maintsy miainga amin’ny plans :

  • Ny fahazoana alalana manao fanorenana omen’ny amin’ny firaisana
  • Ny fanamboarana rehetra na dia vao manomboka amin’ny fototra aza
  • Ny antsimpirihany : refy, toerana misy ny efitra, varavarana sy varavarakely, ny ahavo, …

Ny plans Madagasikara ho an’ny tranonao dia ankino amin’ny Trano 3D.
Miantsoa mivantana : +261 34 96 963 73

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s