Za ihany no manao ny tranoko Fananganana trano : ny tokony ataoko mialoha Manana tany efa vonona hananganana trano ianao ? Nefa tsy hainao hoe inona no tokony atao voalohany ? Marina fa mila manao "permis de construire" fa mialohan'izay ny tokony atao voalohany dia ny mampanao études : plans d'architecture, 3D extérieurs sy devis… Lire la suite Za ihany dia efa mahavita ny tranoko
Auteur : trano.admin
La Vérité sur la construction de maison à Madagascar
Pour construire la maison de vos rêves à Madagascar, il faut commencer par ...
Maison 3D à Madagascar
Ataoko finitions en 3D amin’izay ny tranoko ka !
Ataoko 3D ny trano Ny trano dia toerana tokony mahate honina, mahafinaritra sy ahafahana mitsahatra. Tsara atao 3D izy io mba tsy ho diso safidy ianao na amin'ny loko na amin'ny endrika hanaovana azy manomboka any amin'ny fototra hatrany amin'ny tafo. Azo atao finitions 3D ve ny tranoko ? Ny trano somary ntaolo tiana avaozina… Lire la suite Ataoko finitions en 3D amin’izay ny tranoko ka !
Imaginez, nous réalisons
Votre designer professionnel à Madagascar Bienvenue sur notre site dédié à la construction. Tiré du malgache "Trano", qui signifie "maison" et de 3D : 3 dimensions, Trano 3D est une entreprise de construction à Madagascar qui conçoit plans et maquettes 3D. Notre équipe, composée de jeunes experts dans le domaine du BTP, fournit d’excellents plans 2D ou… Lire la suite Imaginez, nous réalisons
Ny trano atao 3D
Ny 3D amin’ny architecture Rehefa manao trano isika dia mety tsy mahazatra antsika ny mampanao trano 3D kanefa rehefa ho fantatrao ny tena ilana azy dia tena ho liana tokoa ianao. Zava-dehibe tokoa ny mampanao azy satria io no ahitana mazava tsara ny endrika ivelan’ny trano rehetra : loko, haingo, … Ny 3D dia sary… Lire la suite Ny trano atao 3D
Trano hipetrahana : ny tokony atao raha vao hanorina
Ankoatran’ny vola hanaovana azy dia misy lalàna tsy maintsy arahana ny fanamboarana trano eto Madagasikara. Tsy zavatra kelikely izany ary misy fepetra mila arahana raha te hanana trano tsara endrika sy mateza ary manara-dalàna. Ahoana hisafidianana ny tany ? Mazàna moa isika rehefa manapa-kevitra ny hanao fanorenana vaovao dia mijery tany somary misitaka ny renivohitra.… Lire la suite Trano hipetrahana : ny tokony atao raha vao hanorina
Ny plans d’architecture
Rehefa mahare isika hoe « plan » dia ny plans de niveaux no ao an-tsaintsika : plans izay tahaka ny trano hita avy eny ambony, tapaka mitsivalana, ka ahitana ny rindrina sy ny efitra ao anatiny. Inona ny plans d'architecture ? Ny plans d’architecture nefa dia fikambanana plans maromaro ; fanehoana an-tsary ny trano iray… Lire la suite Ny plans d’architecture