Sur Trano 3D

Ataoko finitions en 3D amin’izay ny tranoko ka !

Ataoko 3D ny trano Ny trano dia toerana tokony mahate honina, mahafinaritra sy ahafahana mitsahatra. Tsara atao 3D izy io mba tsy ho diso safidy ianao na amin'ny loko na amin'ny endrika hanaovana azy manomboka any amin'ny fototra hatrany amin'ny tafo. Azo atao finitions 3D ve ny tranoko ? Ny trano somary ntaolo tiana avaozina… Lire la suite Ataoko finitions en 3D amin’izay ny tranoko ka !